Manondrana dikamitovin'ny fampahalalana Facebooknao

Mandika rohy
Fanampian'ny app Android
Fanampiana Momba Ny Solosaina
Fanampian'ny app iPad
Fanampian'ny App iPhone
Fanampian'ny Mpitety Tranonkala Finday
Manavao ny olona ho amin’ny Kaonty Meta miandalana izahay. Mety hahita na Ivokaonty na tefy Kaonty Meta toa ilay toerana hitantanana ireo tefy kaontinao ianao.
Raha manana mombamomba Facebook fanampiny ianao, dia azonao atao ny manondrana dikamitovin’ny fampahalalana Facebooknao ho an’ny tsirairay amin’ireo mombamombanao. Ny fampahalalana sasany angonina avy amin’ireo mombamombanao fanampiny, anisan’izany ny fampahalalan-doka, dia tsy azo sitrahina afa-tsy amin’ny alalan’ny fanondranana ny fampahalalana Facebooknao ho an’ny mombamomba lohalaharanao, izany hoe ilay mombamomba voalohany foroninao rehefa mamorona kaonty Facebook ianao.
You can access Export your information in Meta Account settings.
Afaka manondrana dikamitovin'ny fampahalalanao mankany amin'ny serivisy ivelany iray na manondrana azy mankao amin'ny fitaovan-tseraseranao ianao. Anisan'ny fampahalalana azo sitrahina ireo votoaty sy fampahalalana nozarainao, ny fihetsikao ary ny fampahalalana angoninay. Mandray an-tanana karazana fampahalalana maro samihafa ho an'ny fanondranana ireo fitaovan-tserasera sy ireo serivisy ivelany. Mamantara bebe kokoa momba ireo sokajina fampahalalana azonao aondrana.
Mila habaka fitahirizana ampy ianao mba hanondranana ny fampahalalanao mankao amin'ny fitaovan-tserasera iray. Mety hahatonga ny haben'ireo rakitrao ho ngeza kokoa na kely kokoa ireo karazana fampahalalana sy ny kalitaon'ny hainovakijery fantenanao.
Ohatra, mahatonga ireo rakitra ho ngeza kokoa ireo horonantsary avo kalitao, ary mahatonga azy ireo ho kely kokoa kosa ny fanondranana karazana fampahalalana iray.
Zahao ny habaka fitahirizana azonao sitrahina mba hahafahana manapa-kevitra raha te hanondrana mankao amin'ny fitaovan-tserasera iray na mankany amin'ny serivisy ivelany iray ianao.

Manondrana ny fampahalalana Facebooknao avy amin'ny tefy Kaonty Meta mankany amin'ny fitaovan-tserasera iray

  1. Tsindrio ny sarin’ny mombamombanao eo amin’ny fanamboniny havanana, avy eo tsindrio Tefy sy fitanan-tsiambaratelo.
  2. Tsindrio Tefy.
  3. Tsindrio Ivokaonty, avy eo tsindrio Fampahalalanao sy fahazoan-dalanao.
  4. Tsindrio Manondrana ny fampahalalanao.
  5. Tsindrio Mamorona fanondranana.
  6. Fanteno ilay mombamomba izay avy ao no tianao hanondranana fampahalalana.
  7. Fanteno Manondrana mankao amin'ny fitaovan-tserasera.
  8. Afaka misafidy fampahalalana voatondro haondrana, mifantina elanelan-daty iray, fiendrika iray, ny mailaka filazana ary ny kalitaon'ny hainovakijery ianao avy eto.
  9. Raha vao avy nampifanentana amin'ny filanao ny fanondrananao ianao, dia tsindrio Manomboka fanondranana.

Manondrana ny fampahalalana Facebooknao avy amin'ny tefy Kaonty Meta mankany amin'ny serivisy ivelany iray

  1. Tsindrio ny sarin’ny mombamombanao eo amin’ny fanamboniny havanana, avy eo tsindrio Tefy sy fitanan-tsiambaratelo.
  2. Tsindrio Tefy.
  3. Tsindrio Ivokaonty, avy eo tsindrio Fampahalalanao sy fahazoan-dalanao.
  4. Tsindrio Manondrana ny fampahalalanao.
  5. Tsindrio Mamorona fanondranana.
  6. Fanteno ilay mombamomba izay avy ao no tianao hanondranana fampahalalana.
  7. Tsindrio Manaraka.
  8. Fanteno Manondrana mankany amin'ny serivisy ivelany.
  9. Misafidiana serivisy ivelany iray hanondranana ny fampahalalanao mankany ary tsindrio Manaraka.
  10. Safidio ny hatetika tianao hanondranana ary tsindrio Manaraka.
  11. Tsindrio Mifandray. Mila mifandray amin'ilay serivisy ivelany nofantenanao ianao.
  12. Mety mila mampiditra ilay tenimiafina ho an'ilay mombamomba nofantenanao ary manindry Manaraka ianao.
  13. Afaka mampifanentana amin'ny filanao ny fanondrananao, sy misafidy ny mailakao sy ny fiendrikao ho an'ireo filazana ianao avy eto.
  14. Raha vao avy nampifanentana amin'ny filanao ny fanondrananao ianao, dia tsindrio Manomboka fanondranana.
Rehefa vonona ilay fanondrananao, dia hanana 4 andro ianao hanondranana ny fampahalalanao ao amin'ny fizarana Fampidinana Azo Sitrahina ao amin'ny fitaovana Manondrana ny fampahalalanao ao amin'ny tefy Kaonty Meta. Afaka mamafa ilay fanondrananao na mijery ireo fangatahan-drakitra taloha ao amin'ny Fangatahana taloha ihany koa ianao.
Ny fanondranana ireo rakitrao dia fizotra arovan-tenimiafina izay ianao irery no misitraka azy.
Raha avy nangataka ny hanondranana ny fampahalalanao mankao amin'ny fitaovan-tserasera iray ianao, dia haharay filazana amin'ny alalan’ny mailaka iray sy filazana amin’ny alalan’ny Facebook ianao hampahafantarana anao fa vita io.
Fanamarihana: Afaka mijery ireo Hitsindalan'ny Fitanan-tsiambaratelonao mba hamantarana ireo fomba ahafahanao mifehy ny fampahalalanao sy ny fitanan-tsiambaratelonao amin’ny Facebook foana ianao.
Nahoana no mety tsy ho afaka hanondrana ny fampahalalanao ianao
Mety tsy ho afaka hanondrana fampahalalana avy amin'ny sasany amin'ireo mombamombanao ianao noho ireto antony ireto:
  1. Maty: Namono ity mombamomba ity ianao. Afaka mamelona indray ilay mombamomba ianao mba hanondranana ity fampahalalana ity.
  2. Voalahatra hofafana: Nangataka ny hamafana ity mombamomba ity ianao. Afaka manafoana ilay famafana ianao mba hanondranana ny fampahalalanao.
Inona no fahasamihafana misy eo amin'ny dikamitovin'ny fampahalalanao miendrika HTML mitaha amin'ny JSON?
When you request a copy of your information on Facebook, you can choose to receive it in an HTML or JSON format:
HTML: An easy to view format of your information on Facebook. You'll receive a ZIP file that, once opened and extracted, will contain an HTML file named index that you can open like a web page on your web browser. The ZIP file will contain folders with files, including any images and videos you've requested.
JSON: A machine readable format of your information that could allow you to transfer your information more easily when uploading it to another service.
Inona avy ireo fepetra fiarovana napetraka mba hahazoana antoka fa tsy misy olon-kafa mampidina dikamitovin’ny fampahalalanao?
We have a number of security measures in place to help keep your account secure and protect your information on Facebook. Before you can begin exporting a copy of your information, we'll first ask you to enter your password. We may also ask you to complete additional verification steps before allowing your export to begin. To help protect your account, your export request will expire after a few days, and you can always request a new one.
Our security systems are always running to help mitigate threats before they reach you and your friends on Facebook, and we offer tools like Security Checkup and two-factor authentication as additional ways to improve the security of your account. Learn more about keeping your account secure.
Note: Keep in mind that your information request may contain private information. You should keep it secure and take precautions when storing or sending it, or uploading it to another service. You can always select specific sections when requesting a copy of your information.
Ahoana no ahafahanao mangataka ny fampahalalanao manokana izay tahirizin’i Facebook raha tsy manana mombamomba Facebook amperinasa ianao?
If you deactivated your profile:
If you previously had a Facebook profile that is currently deactivated, you can reactivate your profile by logging back into Facebook or by using your Facebook profile to log in elsewhere.
After re-activating your profile, you can access your information through your profile or by using the Export Your Information tool.
If you deleted your profile or have never signed up for one:
If you deleted your Facebook profile, you will not be able to access your profile information. Some information you shared may still appear on other people's Facebook profiles. For example, if you sent someone a message, they may still have their copy of the message similar to an email.
If you don't have a Facebook profile but believe Facebook may have information about you, you can contact us to request a copy of your information.

Eny
Tsia

Other ways to get help

Chat with Meta AI support assistant
Resolve issues, make changes and get support in real time