Mitatitra votoaty amin’ny Facebook

Natao ho an'ireo olona te hitatitra votoaty (ohatra: petadrindrina, sary na kaomantera iray) amin'ny Facebook ity fampahalalana ity.
Fantaro ny momba ireo dingana azonao atao raha manana olana hafa toy ny tsy fahafahana miditra amin'ny kaontinao ianao na raha mieritreritra ianao fa nisy nipiraty ny kantinao.
Ny fomba tsara indrindra hitaterana votoaty mihetraketraka na spam amin’ny Facebook dia ny fampiasana ilay rohy Mitatitra eo anilan’ilay votoaty ihany. Etsy ambany misy ohatra vitsivitsy hoe ahoana no azonao itaterana votoaty aminay. Mamantatra misimisy momba ny fitaterana hetraketraka.
Raha tsy manana kaonty na tsy mety mahita votoaty tianao hotaterina ianao (ohatra: olona iray nanakana anao), diafantaro hoe inona no azonao atao.

Mitatitra Votoaty

Other ways to get help

Chat with Meta AI support assistant
Resolve issues, make changes and get support in real time